Hankany amin'ny vontoatiny

Eseky

Avy amin'i Wikipedia
Image
Image
Image
lalan'ny eseky

Ny eseky dia lalao ilalaovan'olon-droa. Izy io dia lalaovina ambony baoritra miefamira ahitana efamira roa loko miisa 64. Enina ambin'ny folo no isan'ny piesy azon'ny mpilalao roa lalaovina eny am-piandohan'ny lalao. Ny tanjon'ny mpilalao dia manao esekimaty ny mpiara-milalao.

Mandritry ny lalao dia mifandimby manisaka piesy eo amin'ny baoritra ireo mpilalao roa ireo. Ny mpilalao atao hoe «fotsy» izay manana piesy manana loko mazava no manomboka ny lalao. Ny mpilalao mifanohitra azy dia ny mpillao «mainty» izay afaka manisaka ny piesy manana loko maizimaizina.

Lalao malaza erak'izao tontolo izao ny eseky ary matetika lalaovina amin'ny fifaninanana eseky. Fialam-bolim-pirenena ao Rosia io lalao io.

Ny fitsipiky ny chess sy ny fifaninanana iraisam-pirenena dia fehezin'ny Federasiona iraisam pirenena chess (FIDE/Fédération internationale des Échecs, amin'ny teny frantsay).


Ny federasiona iraisam-pirenena chess dia fikambanana mampivondrona fikambanam-pirenena chess 200 mahery avy amin'ny kaontinanta dimy. FIDE dia norina tao Paris, Frantsa, tamin'ny 20 Jolay 1924. Noraisiny hoteny filamatra hoe "Gens una Sumus" (Fianakaviana iray isika, amin'ny teny latina).

Ankoatra io dia mikarakara ny fiadiana ny ho tompondaka eran-tany (na lahy na vavy, sokajin-taona samy hafa ary fomba fanao amin'ny lalao) sy ny Olympiad Echec. Izy io koa dia manisa ny naotin'ny Elo ho an'ny mpilalao ary manome anaram-boninahitra iraisam-pirenena.

Filohan'ny FIDE

Tompondaka echec eran-tany

[hanova | hanova ny fango]

Correspondence chess

[hanova | hanova ny fango]

Karazana echec izay ampitaina amin'ny mpifanandrina amin'ny mailaka ny hetsika. Refesina andro ny fe-potoampamaliana ary mety haharitra volana na taona my lalao iray vao vita.

Ny International Correspondence Chess Federation (ICCF) [2] naorina tamin'ny 1951, no tompon'andraikitra amin'ny fikarakarana ny Olympiad sy ny fiadiana ny tompondaka eran-tany.


Tompondaka Erantany ICCF

[hanova | hanova ny fango]
#Avy...mankaniTompondakaZom-pirenena
11950-1953Cecil PurdyAostralia Aostralia[3]
21956-1959Viacheslav RagozinImage FRSS[4]
31959-1962Alberic O'KellyImage Belzika[5]
41962-1965Vladimir ZagorovskyImage FRSS[6]
51965-1968Hans BerlinerEtazonia Etazonia[7]
61968-1971Horst RittnerAlemaina Alemaina[8]
71972-1976Jacob EstrinImage FRSS[9]
81975-1980Jorn SlothImage Danemarka[10]
91977-1983Tonu OimImage Estonia[11]
101978-1984Vytas PalciauskasEtazonia Etazonia[12]
111983-1989Fritz BaumbachAlemaina Alemaina[13]
121984-1991Grigory SanakoevImage FRSS[14]
131989-1998Mikhail UmanskyRosia Rosia[15]
141994-2000Tonu OimImage Estonia[16]
151996-2002Gert TimmermanImage Nederlandy[17]
161999-2004Tunc HamaratImage Austria[18]
172002-2007Ivar BernNorvezy Norvezy[19]
182003-2005Joop van OosteromImage Nederlandy[20]
192004-2007Christian LeotardFrantsa Frantsa[21]
202004-2011Pertti LehikoinenImage Finlandy[22]
212005-2008Joop van OosteromImage Nederlandy[23]
222007-2010Aleksandr DronovRosia Rosia[24]
232007-2010Ulrich StephanAlemaina Alemaina[25]
242009-2011Marjan SemriSlôvenia[26]
252009-2013Fabio FinocchiaroItalia Italia[27]
262010-2014Ron LangeveldImage Nederlandy[28]
272011-2014Aleksandr DronovRosia Rosia[29]
282013-2016Leonardo LjubicicImage Krôasia[30]
292015-2018Aleksandr DronovRosia Rosia[31]
302017-2019Andrey KochemasovRosia Rosia[32]
312019-2022Fabian Stanach
Christian Muck
Ron Langeveld
Image Poland
Image Austria
Image Nederlandy
[33]
322020-2022Jon EdwardsEtazonia Etazonia[34]

Lalao Olaimpika ICCF

[hanova | hanova ny fango]

Ny Olympiad dia fifaninanana izay ananan'ny firenena tsirairay mpikambana ao amin'ny ICCF zo hanendry ekipa hisolo tena azy, ahitana mpilalao ara-dalàna 6 sy mpisolo toerana roa.

Dingana roa no atao: ny famaranana amin'ny Olympiad iray ny manasa-dalàna amin'ny manaraka, izay iarahana.

#avy...
mankany
Medaly
volamena
Medaly
volafotsy
Medaly
alimo
01.1949-1952Image HongariaTsekôslôvakiaSoeda Soeda
02.1952-1955TsekôslôvakiaSoeda SoedaAlemaina Alemaina
03.1958-1961Image FRSSImage HongariaIogôslavia
04.1962-1964Image FRSSRDASoeda Soeda
05.1965-1968TsekôslôvakiaImage FRSSRFA
06.1968-1972Image FRSSTsekôslôvakiaRDA
07.1972-1976Image FRSSBolgariaImage Fanjakana Mitambatra
08.1977-1982Image FRSSImage HongariaImage Fanjakana Mitambatra
09.1982-1987Image Fanjakana MitambatraRFAImage FRSS
10.1987-1995Image FRSSRDA
11.1992-1999Tsekôslôvakia
Alemaina Alemaina
Kanada Kanada
Image Scotland
12.1998-2004Alemaina AlemainaImage LithuaniaLetônia
13.2004-2009Alemaina AlemainaImage Czech RepublicImage Poland
14.2002-2006Alemaina AlemainaImage LithuaniaEtazonia Etazonia
15.2006-2009Norvezy NorvezyAlemaina AlemainaImage Nederlandy
16.2010-2016Image Czech RepublicAlemaina AlemainaFrantsa Frantsa
17.2009-2012Alemaina AlemainaEspaina EspainaItalia Italia
18.2012-2016Alemaina AlemainaSlôveniaEspaina Espaina
19.2016-2021BolgariaAlemaina AlemainaImage Czech Republic
Image Poland
20.2016-2019Alemaina AlemainaRosia RosiaEspaina Espaina
21.2020-2023Alemaina AlemainaLoksamborgaEtazonia Etazonia

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]


Image
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

References

[hanova | hanova ny fango]
  1. FIDE
  2. ICCF
  3. 1.Tompondaka erantany
  4. 2.Tompondaka erantany
  5. 3.Tompondaka erantany
  6. 4.Tompondaka erantany
  7. 5.Tompondaka erantany
  8. 6.Tompondaka erantany
  9. 7.Tompondaka erantany
  10. 8.Tompondaka erantany
  11. 9.Tompondaka erantany
  12. 10.Tompondaka erantany
  13. 11.Tompondaka erantany
  14. 12.Tompondaka erantany
  15. 13.Tompondaka erantany
  16. 14.Tompondaka erantany
  17. 15.Tompondaka erantany
  18. 16.Tompondaka erantany
  19. 17.Tompondaka erantany
  20. 18.Tompondaka erantany
  21. 19.Tompondaka erantany
  22. 20.Tompondaka erantany
  23. 21.Tompondaka erantany
  24. 22.Tompondaka erantany
  25. 23.Tompondaka erantany
  26. 24.Tompondaka erantany
  27. 25.Tompondaka erantany
  28. 26.Tompondaka erantany
  29. 27.Tompondaka erantany
  30. 28.Tompondaka erantany
  31. 29.Tompondaka erantany
  32. 30.Tompondaka erantany
  33. 31.Tompondaka erantany
  34. 32.Tompondaka erantany