Hankany amin'ny vontoatiny

Juncus

Avy amin'i Wikipedia
Image
Juncus conglomeratus

Ny Juncus dia karazana zavamaniry mamony monôkôtiledôna. Io no karazana lehibe indrindra ao amin' ny fianakaviana Juncaceae, misy karazana 300 eo ho eo.

Karazana misy eto Madagasikara

[hanova | hanova ny fango]
  • Juncus bufonius
  • Juncus effusus
  • Juncus oxycarpus (mila fanamarinana)
  • Juncus kraussii (mila fanamarinana)
  • Juncus maritimus (mila fanamarinana)
  • Juncus punctorius (mila fanamarinana)

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]