Hankany amin'ny vontoatiny

Traiano

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Trajan)
Traiano
Image
Ankapobeny
AnaranaTraiano
Teraka18 Septambra 53
Toerana-
Maty9 Aogositra 117
Fiaviana sy ny andraikitra
FirenenaEmpira Romana
Asa :
Fiainana manokana

I Traiano dia miaramila, mpanao politika teraka ny 18 Septambra 53 ary maty ny 9 Aogositra 117. Atao hoe Marcus Ulpius Traianus izy amin'ny teny latina fa ny Frantsay manao azy hoe Trajan. Emperora romana izy tamin'ny taona 98 hatramin'ny 117 taor; J.K.

Ny fiainany manokana

[hanova | hanova ny fango]

I Marcus Ulpius Traianus no rainy. Ny vadiny dia i Pompeia Plotina. Ny zanany dia i Hadriano. Ny rahavaviny dia i Ulpia Marciana.

Emperora romanina

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany Image Emperora romanina mpandimby
Nerva
96-98
Traiano
98-117
Hadriano
117-138

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
Image
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.