Hankany amin'ny vontoatiny

maso

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Image Anarana iombonana

maso

  1. Fikezahana mafy mba hahazoana zavatra. Avy amin'io no nisy teny toy ny hoe mimaso, imasoana, fimasoana.
    • Zanak' olona ambony toy ireny ve hijety maso ahy olona tambanivohitra kely ity?
  2. Ny ampahan'ny vatana ampiasaina hijerena zavatra. Ohatra: Sarobidy ny maso fa raha tsy mahita, dia tsy mahafantatra ny hatsaran'ny zavaboary.
  3. Ny tena fototry na ny ivon'ny zavatra iray. Ohatra: Miteny fahantramianao; voakasikao indrindra ny mason'ny fahavoazantsika.


Image Endrik’anarana [[sokajy:Endrika:ny]][[Catégorie:Endrik'anarana amin'ny teny Endrika:ny]]

maso

  1. ploraly ny teny diso

Image Tsiahy

Tseka

[Ovay]

Image Anarana iombonana

maso

  1. hena

Image Fanononana

[Ovay]

Image Famakiana fanampiny

  • maso in Příruční slovník jazyka českého, 1935–1957
  • maso in Slovník spisovného jazyka českého, 1960–1971, 1989
  • maso in Internetová jazyková příručka

Image Tsiahy

Esperanto

[Ovay]

Image Anarana iombonana

maso

  1. atao hoe faobe

Image Fanononana

[Ovay]

Image Tsiahy

Ido

[Ovay]

Image Anarana iombonana

maso

  1. atao hoe faobe

Image Fanononana

[Ovay]

Image Tsiahy

Italiana

[Ovay]

Image Anarana iombonana

maso

  1. karazana toeram-pambolena mahazatra ao Atsimon'i Tyrol

Image Famakiana fanampiny

maso in Treccani.it – Vocabolario Treccani on line, Istituto dell'Enciclopedia Italiana

Image Tsiahy

Poloney

[Ovay]

Image Endrik’anarana

maso

  1. endrika miantso singiolary ny teny masa

Image Tsiahy

Espaniola

[Ovay]

Image Bika matoanteny

maso

  1. mpandray anjara voalohany singiolary ny filaza manoro ankehitriny ny matoanteny masar

Image Tsiahy

Tagalaoga

[Ovay]

Image Anarana iombonana

maso

  1. ny totohondry

Image Famakiana fanampiny

maso” in Pambansang Diksiyonaryo | Diksiyonaryo.ph, Manila: Komisyon sa Wikang Filipino, 2018.

Image Tsiahy