Hankany amin'ny vontoatiny

nenina

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Image Anarana iombonana

nenina

  1. Fihetseham-po mampalahelo noho ny zavatra ratsy efa natao na zavatra tsara tsy vita, izay nitarika fahavoazana ho an'ny tena.
    • Neniko ny tsy namaliako ny taratasiny.
  2. Fihetseham-po mampiseho fibebahana amin'ny fahadisoana efa natao.