Hankany amin'ny vontoatiny

tsimoka

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Image Anarana iombonana

tsimoka

  1. Fomba fanjary tsika.
    • Raha ny fafy ketsa no itampodiana, matevim-paniry ny tsimoka.
  2. Fomba iray misehoan'ny zavamaniry vao maniry.
  3. Isan'ny laingo na taroka na bontsina.
  4. Momba ny zavamaniry vao manomboka mitranga na mitsiry.
  5. Ny mason'ny zavamaniry.
  6. Singa kely amin'ny zavamaniry toy ny hita amin'ny tongolo rehefa hambolena.