Hankany amin'ny vontoatiny

Sydney

Avy amin'i Wikipedia

33°51′S 151°12′E / 33.850°S 151.200°E / -33.850; 151.200

Sydney (Aostralia)
Image
Velarantany2 194,2 km2
Haavo
Isan'ny mponina4,698,656
Ben'ny tanàna
FirenenaImage Aostralia
Fanjakana
FaritanyValesa Atsimo Vaovao
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrina

I Sydney dia tanàna renivohitry ny fanjakana oostralianan' i any New South Wales ary misy mponina 4 700 000 tapitrisa eo ho eo (tamin' ny taona 2021), tanàna lehibe indrindra any Image Aostralia (tamin' ny taona 2021).

Image
Mari-pamantarfan' ny tanànan' i Sydney

Niorina tamin' ny 26 Janoary 1788 i Sydney, izay foibe indostrialy sy ara-barotra ary ara-bola any Aostralia, ary toerana fizahan-tany lehibe. Oniversite sy tranombakoka ary galeria maro no hita ao amin' ity tanàna ity.

    Image
    Mbola ambangovangony  amin'ny resaka Aostralia ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

    Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
    Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.