Hankany amin'ny vontoatiny

Fikandra

Avy amin'i Wikipedia
Image
Fikandra mampiasa tafondrom-boanaratra (na fikandra katôdika)
Image
Fikandra fisaka mampaisa ny teknolojia LCD

Ny atao hoe fikandra dia zavatra ampiasaina miaraka amin'ny solosaina ahafahantarana ireo fampahalalana voatahiry ao amin'ilay solosaina (amin'ny alalan'ny interfasim-pampiasa)

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]
Image
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.