afenina
Fiseho
Malagasy
[Ovay]
Bika matoanteny
afenina
- Alevina, ampananterahana izany amin' ny mpanjaka.
- Nafenina daholo teo ny laona sy ny fanoto.
- Atao miafina na tsiambaratelo.
- Mbola nafenina aloha ny niambohoan' ny mpanjaka sao mikorontana ny vahoaka.
- Tsy aseho mba tsy ho hita eo imasom-bahoaka.
- Rehefa avy nafenina ny Masina, dia niandry izay ho dimbiny ny ambanilanitra.