Hankany amin'ny vontoatiny

manary

Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka

Malagasy

[Ovay]

Image Matoanteny

manary

  1. Mampahafantatra ampahibemaso fa tsy hisy anjara momba ny lova intsony.
    • Manary fako eny amin'ny toerana tsy mety.
  2. Mampitondra zavatra ho any amin'ny toerana tsy hisy hahitana azy intsony.
    • Betsaka ny ankizy no manarinary ny bokiny eny rehetra eny.
  3. Tsy miraharaha zavatra ka mahatonga azy ho very na ho simba.
    • Efa nanary azy ela be ny rainy.
Image Jereo koa : mañary