Hankany amin'ny vontoatiny

Basellaceae

Avy amin'i Wikipedia
Image
Anredera cordifolia

Ny Basellaceae dia fianakavian-javamaniry mamony dikôtiledôna ao anatin' ny filaharana Caryophyllales, misy karazany maherin' ny roapolo mitsinjara amin' ny antokon-javamaniry telo na efatra. Ahitra maniry maharitra an-taonany maro izy ireo, misy fakany lasa vodiny - teratany any amin' ny faritra trôpikaly atỳ Afrika sy any Amerika ary any Azia.

Lisitry ny antokon-javamaniry

[hanova | hanova ny fango]

Inty ny lisitry ny antokon-javamaniry ao amin' ny Basellaceae araka ny Angiosperm Phylogeny Website (2 Fev. 2017) sy ny World Checklist of Selected Plant Families (WCSP) (2 Fev. 2017) ary ny DELTA Angio (2 Fev. 2017):

  • Anredera Juss. (1789) (karazana 12)
  • Basella L. (1753) (karazana 5)
  • Tournonia Moq. (1849) (karazana 1)
  • Ullucus Caldas (1809) (karazana 1)

Antoko misy eto Madagasikara

[hanova | hanova ny fango]

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]