Brazzaville
Fiseho
4°16′S 15°16′E / 4.267°S 15.267°E
Brazzaville
| |||
| Velarantany | 389,4 km2 | ||
| Haavo | 320 m | ||
| Isan'ny mponina | 2,138,236 | ||
| Ben'ny tanàna | |||
| Firenena | |||
| Fanjakana | |||
| Faritany | |||
| Faritra | |||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Brazzavile | ||
I Brazzaville dia tanàna renivohitr'i Repoblikan'i Kongo.
Jeografia
[hanova | hanova ny fango]Mifanohitra amin'i Kinshasa, renivohitry ny Repoblikan'i Kongo mifanila aminy, eo amin'ny farany andrefan'i Pool Malebo, toeram-pitrandrahana eo amin'ny Reniranon'i Congo, no misy an'i Brazzaville. Mifandray amin'ny alalan'ny sambo ireo tanàna roa ireo.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Brazzaville |