Hankany amin'ny vontoatiny

Irlandy Avaratra

Avy amin'i Wikipedia
Image
Irlandy Avaratra
Image
Northern Ireland

Irlandy Avaratra (anglisy: Northern Ireland) dia ampahany amin'ny Image Fanjakana Mitambatra any Britaina Lehibe sy Irlandy Avaratra. Izy io dia misy enina amin'ireo distrika sivy ao amin'ny faritany Irlandey manan-tantara any Ulster any avaratra atsinanan'ny Nosy irlandey.