Hankany amin'ny vontoatiny

Moraceae

Avy amin'i Wikipedia
Image
Aviavimbazaha (Ficus carica)

Ny Moraceae dia fianakavian-javamaniry mamony, ao amin' ny filaharana Rosales, izay ahitana karazana efa ho 1 400 eo ho eo mitsinjara amin' ny vondron-karazana 40 eo ho eo.

Image
Fihamy (Ficus benghalensis)
Image
Ampalibe (Artocarpus heterophyllus)

Ny vondron-karazana roa ao amin' ity fianakaviana ity no manana karazany betsaka indrindra dia ny Ficus sy ny Dorstenia. Anisan' ny malaza indrindra ny Ficus carica (aviavimbazaha), ny Ficus benghalensis (fihamy), ny (Morus alba (hazondandy) izay hanin' ny bibindandy, ny Broussonetia papyrifera, ny Artocarpus heterophyllus (ampalibe), Artocarpus altilis (firapay) ary ny Maclura pomifera.

Image
Hazondandy (Morus alba)

Vondron-karazana

[hanova | hanova ny fango]
Image
Firapay (Artocarpus altilis)

Ireto ny vondron-karazana ao amin' ny fianakaviana Moraceae araka ny World Flora Online (WFO) (26 Janoary 2022):

  • Antiaris Lesch.
  • Antiaropsis K. Schum.
  • Artocarpus J.R. Forst. & G. Forst.
  • Bagassa Aubl.
  • Batocarpus H. Karst.
  • Bleekrodea Blume
  • Bosqueiopsis De Wild. & T. Durand
  • Brosimum Sw.
  • Broussonetia L'Hér. ex Vent.
  • Calaunia
  • Castilla Cerv.
  • Clarisia Ruiz & Pav.
  • Dorstenia L.
  • Fatoua Gaudich.
  • Ficus L.
  • Helianthostylis Baill.
  • Helicostylis Trécul
  • Hullettia King ex Hook. f.
  • Maclura Nutt.
  • Malaisia Blanco
  • Maquira Aubl.
  • Mesogyne Engl.
  • Milicia Sim
  • Morus L.
  • Naucleopsis Miq.
  • Perebea Aubl.
  • Poulsenia Eggers
  • Pseudolmedia Trécul
  • Pseudomorus Bureau
  • Scyphosyce Baill.
  • Sorocea A. St.-Hil.
  • Streblus Lour.
  • Toxylon Raf.
  • Treculia Decne. ex Trécul
  • Trilepisium Thouars
  • Trophis P. Browne
  • Trymatococcus Poepp. & Endl.
  • Utsetela Pellegr.
  • Vanieria