Hankany amin'ny vontoatiny

Pyxis

Avy amin'i Wikipedia
Image
Pyxis planicauda

Ny Pyxis dia vondron-karazana sokatra ao amin' ny fianakaviana Testudinidae (sokatra an-tanety). Ny karazana roa ao amin' ity antoko ity dia tsy misy afa-tsy eto Madagasikara.

Lisitry ny karazana

[hanova | hanova ny fango]

Inty ny lisitry ny karazana araka ny TFTSG (28 Jona 2011) :

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]