Avy amin'i Wikibolana — Rakibolana malagasy malalaka
Matoanteny
miharatsy
- Momba ny fiovan'ny zavatra iray ho ratsy kokoa na ho simba.
- ary tsy hitanay izay varotra miharatsy.
- miharatsy ny andro, ary mihamahery ny onja.
- Ny fivotrovotron'ny temimaso dia otrikaretina maharitra izay miharatsy miadana.