Basilikata
Fiseho
40°38′N 15°48′E / 40.633°N 15.800°E
Basilikata
| |||
| Velarantany | 9,994 km2 | ||
| Haavo | |||
| Isan'ny mponina | 529,897 | ||
| Ben'ny tanàna | |||
| Firenena | |||
| Fanjakana | |||
| Faritany | |||
| Faritra | |||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | Basilikata | ||
Basilikata (italiana: Basilicata) dia faritra any atsimon'i
Italia.
Any amin’ny Saikinosin’i Apennina any atsimoatsinanan’i
Campania, atsimoandrefan’i
Apulia ary avaratr’i
Kalabria no misy azy. Mizara ho faritanin'i Potenza sy Matera izy io, izay misy mponina 529.897 (hatramin'ny 2024) monina amin'ny velarantany 9,994 km².
Ny renivohiny dia Potenza.
Tanàna any Basilikata
[hanova | hanova ny fango]Jereo Koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Campania |