Hankany amin'ny vontoatiny

Valentinian II

Avy amin'i Wikipedia
Valentinian II
Image
Ankapobeny
AnaranaValentinian II
Teraka371
Toerana-
Maty15 Mey 392
Fiaviana sy ny andraikitra
FirenenaRoma Taloha
Asa :
Fiainana manokana
Image
solidus Vanentinian II

I Valentinian II (latina: Valentinianus; 371 – 15 Mey 392) dia emperora romana tao amin'ny faritra andrefan'ny Empira rômana teo anelanelan'ny taona 375 sy 392 taorian'i JK. Izy no mpiara-manapaka zandriny tamin'ny rahalahiny iray tampo aminy tamin'ny voalohany, avy eo dia noroahin'ny mpandrombaka fahefana, ary farany dia lasa mpitondra tokana taorian'ny taona 388.

Emperora romanina

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany Image Emperora romanina mpandimby
Valentinien Ier
Valentinian II
375-392
Teôdôsio I
379–395