tsihy
Fiseho
Malagasy
[Ovay]
Anarana iombonana
tsihy
- Karazan-javamaniry madinika, toy ny zozoro na herana, izay voatenona sy naraharahina mba hatao hipetrahana, handriana, na hisakafoana.
- Nanatona an-drainy mitomoetra ambony tsihy izy nony inona.
- Misy karazana samihafa toy ny tsihy hisatra, tsihy rindra, tsihy tokandambana, ary tsihy vitrana.
- I Neny dia nandrary tsihy sy harona;