Hankany amin'ny vontoatiny

Kalabria

Avy amin'i Wikipedia

38°54′N 16°36′E / 38.900°N 16.600°E / 38.900; 16.600

Kalabria
- Image
Image
Velarantany15,080 km2
Haavo
Isan'ny mponina1,832,147
Ben'ny tanàna
FirenenaImage Italia
Fanjakana
Faritany
FaritraImage Kalabria
Tanàna mifanolo-bodirindrinaKalabria

Kalabria (Italiana Regione Calabria) dia faritra atsimo indrindra amin'ny tanibe Italia. Amin'ny heviny ara-panoharana, dia eo amin'ny tendron'ny baotin'ny saikinosy italiana izy io.

Ny velarantanin'ilay tanàna dia 15.080 km² ary 1.832.147 ny mponina (hatramin'ny 2024). Ny renivohiny dia Catanzaro.

Jeografia

[hanova | hanova ny fango]

Kalabria dia manamorona an'i Basilikata any avaratra, ny Ranomasina Tireniana any andrefana ary ny Ranomasina Iôniana any atsimo sy atsinanana.

Mirefy 780 km ny morontsiraka. Ny andilan'i Messina dia manasaraka an'i Kalabria amin'ny nosy Sisila.


Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]