Lisitry ny taovan-javamaniry
Fiseho

Inty ny lisitry ny taovan-javamaniry izay mitanisa ny anaran' ny ampahan-javamaniry toy ny ravina, ny taho, ny rantsana, ny vony, ny faka, sns.
Lisitra
[hanova | hanova ny fango]A
B
D
E
- emboka (akondro)
F
- faka
- fampaho
- fandray vovobony
- fehezam-boninkazo
- felambony
- felan-dravina
- fihary atodinaina
- flôema
- Foitra (bôtanika)
- foko (Cynanchum junciforme na Pycnoneurum junciforme)
- fonon-taovam-pananahana
- foto-kazo
- foto-taho
G
H
I
J
K
L
- ladina
- lafitra (amin' ny akondro)
- laha-kazo aman-dravina (fr: ''houppier'')
M
N
O
P
R
S
T
- tahirim-bihy
- taho
- tahon-dahimbony
- tahon-tsimoka
- tangolika
- tangozam-bihy
- tangozam-boa
- tangozam-bony
- tangozana
- tangozan-dravina
- taranja (taova)
- totsim-bovoka
- tsilo
- tsimoka
- tsiraka
- tsirilahy
- tsirinaina lahy
- tsirivavy
V
- vatan-javamaniry
- vatan-kazo
- vavimbony
- vertisily
- vihim-bovobony
- vihin-javamaniry
- voa (bôtanika)
- vodin-javamaniry
- vody (zavamaniry)
- vololon-tsiry
Z