oseana
Fiseho
Malagasy
[Ovay]
Anarana iombonana
oseana
- Fari-drano masina goavana izay mandrakotra ampahatelon'ny velaran-tany ary manasaraka ireo kontinenta. Misy faritra dimy lehibe izy io: ny Oseana Arktika sy Antarktika eo amin'ny tendron-tany, ny Oseana Pasifika sy Atlantika mampisaraka ireo kaontinenta, ary ny Oseana Indianina manodidina an'i Madagasikara.
- Ny Japoney, izay niandany tamin'ny Alemana, dia nandroso fatratra tamin'ny oseana Pasifika sy Indiana, ary nitohy niantsinanana sy nianatsimo foana.