Hankany amin'ny vontoatiny

Kaopenagy

Avy amin'i Wikipedia

55°40′50″N 12°34′22″E / 55.68044°N 12.57267°E / 55.68044; 12.57267

Kaopenagy
Image
Velarantany77,20 km2
Haavo
Isan'ny mponina562,379
Ben'ny tanànaFrank Jensen (S)
FirenenaImage Danemarka
Fanjakana
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaKaopenagy (Copenhagen)
Image
Kaopenagy, Danemarka

Ny Kaopenagy (danoa: København) dia renivohitr'i Danemarka.

Jeografia

[hanova | hanova ny fango]

Any amin’ny nosy Sjælland no misy io tanàna io, izay mifandray amin’i Malmö, Soeda amin’ny alalan’ny tetezana.

Image
Ny tetezana mankany Malmö, Soeda eo ambonin'ny Øresund


Klioba Baolina kitra

[hanova | hanova ny fango]

F.C. Copenhagen (F.C. København) sy Brøndby IF.