Hankany amin'ny vontoatiny

Luton

Avy amin'i Wikipedia

51°53′N 00°25′W / 51.883°N 0.417°W / 51.883; -0.417

Luton
- Image
Image
Velarantany43 km2
Haavo160 m
Isan'ny mponina239,090
Ben'ny tanàna
FirenenaImage Angletera - Image Fanjakana Mitambatra
Fanjakana
FaritanyBedfordshire
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaLuton

Luton, dia tanàna any Image Angletera (Image Fanjakana Mitambatra), any avaratr'i Londona ary anisan'ny faritra Atsinanan'i Angletera. Ny Seranam-piaramanidina London-Luton dia miorina any atsimo atsinanan'ny tanàna.

Ny toeram-pianarana lehibe ao amin'ny Oniversiten'i Bedfordshire (University of Luton taloha) dia miorina ao afovoan-tanàna. Eo akaiky eo ny orinasa fiara Vauxhall.

Jeografia

[hanova | hanova ny fango]

Eo amoron'ny Reniranon'i Lea, sampan'ny Reniranon'i Thames, 51 km avaratra andrefan'i Londona no misy ny tanàna.